" ... Satria be loatra ny nofinofy de lasa anaty nofy ny ankamaroan'ny tontolonay sy ny akamako no koboko hoe fy ... "
|
Yo. Somary tsy de nanam-potoana ry zalah de ôtran'ny tsy mis à jour mintsy le site tato ho ato Kobon'laisany ihany moa ty tanàna mahamay be ty. Tsy taitra fa poinsevantsika ndray ty bakany e. Peace tena big ho an'laisany jiaby mpiara-dia ato anatin'ny koltora. Setrokafatstoman. |
'Reto ambany 'reto misy groupes vitsivitsy ampahafantarina an'laisany ny momba2 azy :
Groupe : Mason'Aloka
Teraka tao amina tanana kely anakiray antsoina hoe ANTARANDOLO, ao Fianara 301 t@ taona 1999.
Vondrona anankiray izay rafetina kofa malo-tava bobaka de joba 1 ...
(Cliquez pour lire la suite)
Groupe : Aroamaska
Featuring Masonaloka sy Aroama no nanombohany ...
(Cliquez pour lire la suite)
Groupe : Lookrao
Lookrao, na Lakroa raha revenao ...
Niforona t@ volana Jiona 2004 tao manakara, noforonin-dra Cici. (lery le brown be @ sary ao io).
Misy joba 1 ao anatiny : Danie, de kôf'boay bobaka : Jhacri, Gaodah, Dzetah, Cici, Baba ...
(Cliquez pour lire la suite)
Groupe : 103 M'art-drefy
Avy any avarabaratra any ry lerony, any Tana 103 ...
(Cliquez pour lire la suite)
Raha handefa News, na vazo sns ... de ao @ menu CONTACT ao ny adresse sy ny Téléphone an'ny Admin.
Forum Rap Gasy
Nivoaka ary efa miasa ny forum Rap Gasy.
Klikeo eto raha hikobo ianao
Raki-kira voalohany avoakan-dry lerony Mason'Aloka :
Kapila MP3, zaraina fa tsy amidy, misy vazo 50 mahery.
Antsoy ny 032 45 056 17 (@ soir ihany na Week-end), na mandefasa mail @ ilalaina@yahoo.fr, na skype "setrokafatstoman".
Peace.






